OHABOLANA MALAGASY

Takelaka natao hitehirizana sy hitadiavana ireo ohabolana malagasy. Afaka mampiditra ohabolana ny tsirairay. Afaka mitady ohabolana ihany koa.

News

    Boky Hasin-Kabary

    FIKAMBANAN’NY MPIKABARY ETO MADAGASIKARASampana Frantsa« Miaro sy manondrotra ny fomba amam-pitenenana malagasy amin’ny alalan’ny  kabary»« Izay tia ny tenindr... More

    Festival Jerijery andiany faha-X : Tratra ny tanjona

        Tence Mena anisan'ireo nanafana ny lanonana Nikatona ny alahady 30 oktobra lasa teo ny Festival Jerijery Vavatenina andiany faha-10. Naharitra 5 andro ny hetsika ka ny andron’ny al... More

    Fantaro ny Groupe Tsidika

      Maro amintsika no efa nahita ny “Groupe Tsidika” na tamin’ny fahitalavitra na re amin’ny fandraisam-peo, amin’ny alalan’ny kapila isan-karazany. Vitsy ihany ... More

    Loka fahatelo ho an'ny Duo Talilema

      An-kafaliana no ilazana amintsika ny fandraisan'ny tarika Talilema anjara tamin'ny fifaninana iraisam-pirenena Sharq Taronalari tao Samarkand (Ouzbekistan) ny 25 ka hatramin'ny 30 aogositra las... More

    TIA sy INDRAM-PEO

    Miverina eto indray Raozigasy mitondra vaovao ho anao mpamaky. Nahita masoandro, i TIA : boky voalohany nosoratany. Tia : amboara voalohany narafitr’i Raozigasy ho fehezan-tononkalo, hizarany ... More

    SARINOFY RANDRATELO

    Miarahaba anareo,Teraka soa aman-tsara ihany ny Boky SARINOFY RANDRANTELO nosoratan'i HAJAINA. Tsy fanao ny manora-tena toy ny voatango, na manao tahaka ny ombilahy tanimanga ka ny tompony ihany no... More

    Soratononina 2010

      Ny « Fitafiana nentim-paharazana Malagasy » no lohahevitry ny lahatsoratra amin'ity fahavalon'ny fifaninanana ny soratononina « Soratonon'2010 » ity, izay hatao amin'n... More

    Koriam-penina... Hehinao...

    ...HEHINAO... Ilay fanenon-tafontrano danihin-johary mitataovovonana  no mozika kanto nanaitra ahy sy nampihiratra ny masoko. Nangala-pijery tany amin’ilay famantaran’andro lehibe teo... More

    Koriam-penina...Alim-pitia

    ...ALIM-PITIA...  Nony tonga teo am-baravarana isika dia hoy ianao mantsy aho. “voky tsara ve ianao ?” tsy mbola tapitra akory ilay tsikiko dia efa niteny sahady ianao manao hoe : &ld... More

    Ampy izay

    Raha misy tokoa fitandrovana ny Tombotsoan’ny olom-pirenena malagsy, tsy itarazoka lava tahaka izao ity transition ity. Tsy misy miraharaha ny fahoriam-bahoaka andavanandro izay mihalalina hatra... More

    Koriam-penina...Takarivatsika...

    ...TAKARIVATSIKA... Ilay moka adaladala nanaikitra anao no namoha antsika teo am-pifamihinana. “Amin’ny firy izao” hoy ianao. “Vao amin’ny valo ora sy sasany” hoy a... More

    Koriam-penina...Tsirom-pitiavana...

    ...TSIROM-PITIAVANA... Azafady fa tsy maintsy noraisiko” hoy ianao, “nanontany mantsy izy hoe tsy mangingina ve hono ilaozan-dry dadatoa androany alina”. “Dia hoy aho hoe : ny ... More

    Koriam-penina...Orokao...

    ...OROKAO... Vao nipaika ny ora firavana dia nanao dia maika aho namonjy ny varavarana. Sady nisongona an’I Andry aho no nanao veloma madinidinika hoe: “veloma ialahy dia mazotoa miasa dia... More

    Nahoana ?????

    Nahoana no tsy voaloha ny karaman’ny fonksionera raha tsy misy ny findramam-bola avy any ivelany ? Nahoana no tsy harifomba ny toera-pitsaboana lehibe fa voatery manao évacuation sanitair... More

    Koriam-penina...Gaga ny olona...

    ...GAGA NY OLONA… Bongo masom-pifaliana no endrika nentiko nandeha niasa. Tsy tara toy ny isan’andro aho fa anisan’ireo tonga aloha teo anoloan’ny vavahady lehibe fidirana. Hi... More

    Koriam-penina...Hafatrao...

    ... HAFATRAO ... Tsy haiko na adiny firy aho na adiny firy no resin-tory teo fa nony efa nisasaka ny alina dia nivadika aho dia nianjera tamin’ny tany.  Taitra tampoka aho dia nitsangana, i... More

    Koriam-penina...Aiza ianao....

    .....AIZA IANAO.... Niezaka ny hiantso anao aho vao nirava, nefa tsy nety nahazo mihitsy .Mbola tsy tafaverina angamba ianao ilay hoe handeha hamangy ny dadabenareo any ambanivohitra na mety hoe nisak... More

    Tonga ny fotoana ijoroana

    Dimampolo taona nahazoana ny Fahaleovantena, aiza ho aiza ny Malagasy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ? Voaroaka tsy nasian’ny olona hasiny nandritry ny fihaonamben’ny Firen... More

    Koriam-penina...Antsonao....

    ...ANTSONAO... Saika tara aho, nefa sady tsy nihinan-kanina maraina, no tsy naha-pasoka akory. Revo teo am-pibanjinana ilay sarinao ka na I Andry tonga naka ahy aza tsy nahavery dia ahy. Soa fa tonga ... More

    Koriam-penina...Nofy mamy

    .....NOFY MAMY .... Tsy dia nahinan-kanina firy aho iny alina iny. Tsy nijery fahita lavitra ihany koa, naleoko nijery sy namaky ireo imailaka nifandefasantsika, nohalehibeaziko ireo sary nofantenana... More