Serasera
Namana
Tononkira
Tononkalo
Radiovazogasy
Antsary
Bizna
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Handray email
Amin'ny takelakao
Fanoroana
Soso-kevitra
Fanazavana kely
Fidirana
Ohabolana
Hampiditra ohabolana
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny sokajy
Lisitry ny ohabolana
Search ohabolana
Mampiseho ny 5463 - 5482 amin'ny 5482
#
Daty
Ohabolana
Nampiditra
5482
01/02/12
Raha hijoro mangavoka toa valanirana, aleo mipetraka amin'ny anaran-kazo.
GEHTRIVAC
5481
01/02/12
Ny fihavanana hono toy ny fasam-bazimba ka izay mandrava azy mialoha no kely ila.
GEHTRIVAC
5480
18/01/12
-Mitonantonana hotran'ny vinanto tsy mahare fosa, vao eny ambaravarana dia efa mitsiky vendrana
danbal
5479
18/01/12
Misavoamboana hoatran'ny tay entin-driaka
danbal
5478
18/01/12
-Dedaka tonga rafozana, akoho iray no vonoina ka famaky no tadiavina
danbal
5477
18/01/12
-Ranom-potaka aza manonja, ka mainka izany fa ranomasina
danbal
5476
18/01/12
-Indray mandeha no manana patsa indray mahandro ka milaza tsy orin-daoka
danbal
5475
18/01/12
-Mahandro manao mantamanta, mitono manao lozidozitra, ka ny atao ihany no mankarary.
danbal
5474
18/01/12
- Haingo diso an'Iarivo, havalony hateza
danbal
5473
11/01/12
Sola miondana fanoto ka tafaray samy malama
njivo
5472
09/01/12
na haiko aza ny fanafodim-balavo, de zaho tsy hamehe hena an-tsiky
DEDAKE
5471
09/01/12
la engao aho ho terake amany hoy ny tsaboketsa, toy izay zaho tsy hitsaboky
DEDAKE
5470
28/12/11
Tehatehaka ny an'i Ambodisiny fa Ambohimalaza no tompon'ny gora
Niankohofana
5469
15/12/11
Hanina enti-matory; hirahira raha sendra tsaroana.
zonia
5468
14/12/11
Ny vola tahaka ny mpivarotena; tsy mahalala fahanterana ; tsy mahalala havizanana.
zonia
5467
14/12/11
RAJAKO manao palitao haitraitra fa tsy FANDROSOANA ; ny tarehy ratsy ny vatana voloina ; ny fofon-kelika no ranomanitra
milofo
5466
12/12/11
Aza matory tsy manana eritreritra
niryna
5465
12/12/11
Tsy misy tsara hoatra ny fanambadiana mifanaraka
niryna
5464
12/12/11
Mitombo an-dalana hoatra ny dian'andriana.
niryna
5463
12/12/11
Ratsy tarehy ambinin-doza ka mikarakara vao tsara.
niryna
1
2
3
>
Last
Concept and Design © Serasera.org:
Eugene Hery
RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0430 seconds