Serasera
Namana
Tononkira
Tononkalo
Radiovazogasy
Antsary
Bizna
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Handray email
Amin'ny takelakao
Fanoroana
Soso-kevitra
Fanazavana kely
Fidirana
Ohabolana
Hampiditra ohabolana
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny sokajy
Lisitry ny ohabolana
Search ohabolana
Mampiseho ny 743 - 762 amin'ny 5482
#
Daty
Ohabolana
Nampiditra
762
25/09/05
Mena-maso an-daoka, ka manao fatra-maina
hery
761
25/09/05
Miangolangola manan-drojo ! Zara raha misy hototoina
hery
760
25/09/05
Aza miteny lango imason’ny vary
hery
759
25/09/05
Raha jerena, toa olon-kendry, tantely fiandry andriana ; kanjo nony dinidinihina, fanambonim-bary fiandry alika
hery
758
25/09/05
Ny lainga toy ny vary aloha : mahatra-po, fa tsy mahavita taona
hery
757
25/09/05
Tsy nahin’ny sosoa no nitobaka, fa ny mpandoatra no vinitra
hery
756
25/09/05
Aza miantsambotsambotra toy ny vary kely an-daona
hery
755
25/09/05
Mitsaha-menomenona ohatry ny vary sosoa
hery
754
25/09/05
Lon-damba sy fahenim-bary ; ka izay maharitra ela dia herinandro
hery
753
25/09/05
Matin-kenamaso, ka mihinam-barim-boka
hery
752
25/09/05
Ny fihavanana tahaka ny volon-kotona : hatonina, manalavitra; halavirina, manatona
hery
751
25/09/05
Aza manao fitia mifono avona
hery
750
25/09/05
Aza manao vahaza mody miady
hery
749
25/09/05
Aza manao senegaly mahazo baiko
hery
748
25/09/05
Vahaza lany mofo, lany zavatra tsakoina
hery
747
25/09/05
Tenim-bazaha tsy miverina indroa
hery
746
25/09/05
Kamboty mievina, ka afa-drofin-tenany ihany
hery
745
25/09/05
Izay adala no toa an-drainy
hery
744
25/09/05
Donga zoky, fa botry zandry
hery
743
25/09/05
Jejo reny, botry anaka
hery
First
<
235
236
237
238
239
>
Last
Concept and Design © Serasera.org:
Eugene Hery
RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0502 seconds