Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 23/09/05 | andao hitapatapak'ahitra sy hitorotoro ravina! | jentilisa |
| 3 | 29/09/05 | Valala tsy ampoky ny ahitra ka mifiaka ny antsoro maina. | jentilisa |
| 2 | 01/10/05 | marary lava tahaka ny ahitra an-tsena. | jentilisa |
| 1 | 09/09/10 | Tsy mba tsiriry vorona, ka manifi-drano dia lasa, fa tsiriry ahitra, ka lo eo an-tany aniriana. | soanja |