Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 01/10/05 | Haingon'Imandiavato, ny jabo no ivelany fa ny somizy anatiny. | jentilisa |
| 2 | 26/09/10 | Aza manao kary mindrana akanjo. | soanja |
| 1 | 26/09/10 | Akanjon-goaika, ka vita fony kely. | soanja |