Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -14 - 5 amin'ny 5| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 5 | 29/09/05 | ny alina mitondra fisainana | jentilisa |
| 4 | 08/09/10 | Vikin'alina ka aleo tafahoatra, toy izay latsaka. | soanja |
| 3 | 09/09/10 | Vilona alain-takariva, na dia tsy malazon'ny andro aza, mantsasaky ny alina. | soanja |
| 2 | 09/09/10 | Rafotsibe mataho-tararaka ka ianao hariva eo, izaho alina eto. | soanja |
| 1 | 04/10/10 | Ny trebitrebiky gny rano ka regniko, fa gny aomby nihanagn'alina tsy hitako. (Ohabolana BETSIMISARAKA) | soanja |