Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -8 - 11 amin'ny 11| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 11 | 27/09/05 | Aza mandaka amboa mandry | McFy |
| 10 | 27/09/05 | Aza mihantsy amboa hanaikitr ny tena | McFy |
| 9 | 30/09/05 | Veliranon'amboa izay maty aloha hohanina | jentilisa |
| 8 | 01/10/05 | Amboan-dreningodona, izay mitondra kitapo arahina avokoa. | jentilisa |
| 7 | 12/05/07 | Hariharina tahaka ny varin'amboa mahamay. | aivetinakely |
| 6 | 27/09/07 | Amboalahy miandry embok'akondro, andraza tsy latsaka, avela toa hena. | ilanto |
| 5 | 04/12/07 | Dorobok'amboa maro mpahalala fa ny isafelehan'ny rambony no tsy fantatra. | desirelyaime |
| 4 | 17/12/07 | Aza lany andro amin'ny amboa tsa ho vola fa ny saka valo ariary(ohb.betsileo) | sylvoalias |
| 3 | 09/09/10 | Ny akanga maro tsy vakin'amboa. | soanja |
| 2 | 09/09/10 | Fihavanan'amboa ka ravan'ny taolana iray. | soanja |
| 1 | 09/09/10 | Te-hoderain'ny amboa ka mikiky taolana tsy misy nofony. | soanja |