Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -14 - 5 amin'ny 5| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 5 | 23/11/05 | Manakivy tena ohatran'ny antitra mijery kibon-dranjo | Falitiana2005 |
| 4 | 29/11/05 | Antitra manao baolina : ny traikefa avo dia avo fa ny hoza-pe no tsy maharaka intsony. | Valia |
| 3 | 02/06/06 | Manao fahanteran'alika ka antitra vao misary gaigy | herikely |
| 2 | 02/06/06 | Tanora mamboly hazo, antitra manan-kialofana | herikely |
| 1 | 08/05/07 | Mihena an-toerana ohatran'ny fen'antitra | ikalamako |