Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -13 - 6 amin'ny 6| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 6 | 13/09/05 | Aza mitoe-poana ohatry ny vato : ny lehibe tsy miteny, ny kely tsy misy mpananatra | hery |
| 5 | 13/09/05 | Aza ny vato handrĂ tra ny loha ihany no sainina, fa mba hevero koa ny fasika handitsoka ny maso. | hery |
| 4 | 01/10/05 | Aza mandray an-tendrony | JMR |
| 3 | 01/01/70 | ||
| 2 | 16/03/08 | Ny anatra tsy ao aloha hananatra fa ao aoriana andatsa, toy ny fanafody aorian'ny fahafatesana | niryna |
| 1 | 16/03/08 | Mangahazo mangidy malemy ka hanina amin'ny lemim-panahiny | niryna |