Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 25/10/05 | ny manantena tsy misy no sarotra, fa ny mamoy mora foana | zouzou |
| 2 | 25/10/05 | faly malahelo toy ny manantena handova | zouzou |
| 1 | 25/10/05 | toy ny alika miandry embok'akondro : andrasana, tsy latsaka ; ilaozana toa hena | zouzou |