Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 100 - 119 amin'ny 119
# Daty Ohabolana Nampiditra
119 13/09/05 Ramalina aza mifehy hazo tokana. lanto
118 13/09/05 Fy ny toho, fy ny amalona, fa ny lelako tsy ataoko jono. lanto
117 13/09/05 Mahery tsy maody tsy ela velona. lanto
116 13/09/05 Soro-baton'ilay jamba, ka voa vao mihilana. lanto
115 13/09/05 Soa kenda hahay mitsako; soa lavo hahay mamindra. lanto
114 26/06/09 Ty lia antoandro mijabalea, ty lia hale mitakiokioke (Ohatse Tandroy) maeva74
113 30/11/05 Tolona am-batolampy ny fiainana ka izay manao tantsirambina no vaky loha. ranjalia
112 11/10/06 Vorom-be toboky ambony hazo, mandigny raha ho hany vo mitalaky gn'olo hitoraka anazy SENATERA
111 11/10/06 Hafa gny ilavoany gny jà, izy gny maty midà SENATERA
110 11/10/06 Papango nahazo sokaky, tsy nahazo fa azon-draha SENATERA
109 28/11/06 Mahalava moko gn'akanga, gny fitôvany SENATERA
108 28/04/07 Bevohoka tia tsakotsako ka ny andro iray no tsy tanty aivetinakely
107 17/02/10 Vitam-boka ka tsy azo ianteherana. Razatovo
106 12/03/10 Vod mangettr ka ny mihaino ny feony mampme fa mihaino ny fofony mahatezitra !!! Kdaombaramita
105 01/01/70
104 02/09/10 Tsingaradona an-tanimena ka tsy matavy fa sesiky ny tsinainy. soanja
103 10/09/10 Ny tsiny HADY lalina tsiriana maha-fanina, ianjeràna maha-faty kiriah
102 14/09/10 ny tany tsy ho lavadavahana mbola hiverenana, aza mandrora mitsilany sao hahavoa tena, alaeo volana imaso toy izay volana ivoho, tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka, ny maherh tsy maody tsy ho ela velona voniala
101 01/01/70
100 01/01/70
 1 2 3 >  Last