• Serasera
  • Namana
  • Tononkira
  • Tononkalo
  • Radiovazogasy
  • Antsary
  • Bizna

Fanoroam-pejy

  • Fandraisana
  • Handray email
  • Amin'ny takelakao
  • Fanoroana
  • Soso-kevitra
  • Fanazavana kely
  • Fidirana

Ohabolana

  • Hampiditra ohabolana
  • Lisitry ny ohabolana
  • Lisitry ny sokajy

Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny -4 - 15 amin'ny 15
# Daty Ohabolana Nampiditra
15 06/10/05 ny fitiavana iray afaka mizara ho an'olona maro fa ny fitiavana ny iray tsy azo zaraina ho an'olona roa kent
14 11/02/06 Raha mpifankatia tsy miresaka, hono, very ny androan-tokom-pitiavana. marozevo
13 08/03/06 Aiza izy zany toa bé volombolony tsy hitako akory ny ateviny molony rafozanasket
12 11/01/07 Ny fitia toy ny ketsa, afindra vao miroborobo Kwasi
11 29/01/07 aza asesiky ny fitia tanteraka, ka tsy mahalala ny ranonorana ho avy. latina
10 05/03/07 Aza manao tsinay homan'aty. niryna
9 23/03/07 Ny fitiavana toy ny lambamena ka faty no hisarahana. niryna
8 09/05/07 Miarahaba mamba, tsy fitia fa tahotra. ikalamako
7 06/06/07 Aza atao toy ny fitia varavarana, ka tiana ihany fa atositosika rtol
6 26/10/07 very aho malalako, notaizaiko ho saka kanefa lasa kary Rajordri
5 07/12/07 Sempotra amin'ny zavatra tiany toy ny mpandihy andavenona.(ka aleo maty toy izay hiala maina). sylvoalias
4 07/12/07 Kokokokon'akoho hoe ka tsy hanina hahavoky fa kosa voninahitra ifanomezana sylvoalias
3 13/02/08 Izay tia tsy mihaino resaky ny any ivelany. aivetinakely
2 13/02/08 Izay tia rafozana mitsinjo ny rahampitso, izay malay vady mandrava ny androany. aivetinakely
1 18/01/09 Miaina tsy misy fitiavana toy ny vonikazo tsymisy fofona Blazao
Concept and Design © Serasera.org: Eugene Hery  RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0390 seconds