Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 118 - 137 amin'ny 317
# Daty Ohabolana Nampiditra
137 07/08/08 Aza atao fitia varavarana, tiana ihany fa atositosika niryna
136 25/10/08 Fitiavan-karena ka ny voninahitra ihany no milanja azy. aivetinakely
135 25/10/08 Fitia anterisetra ka miandry ny andro hanoherany. aivetinakely
134 28/10/08 Ny tia tsy manadino, ny tiavina kosa be arirarira. aivetinakely
133 28/10/08 Fitia voasedra, ka sahy mandika afo mijoalajoala. aivetinakely
132 14/11/08 Ataovy toy ny fitia garanadrelina miketrona vao tena mamy taj
131 27/01/09 Ny fitiavana tahaka ny voanjobory mamelana, totofana vao maika mirohotra aivetinakely
130 31/01/09 Ny fitia tsy mba hetra, ka terèna vao havoaka aivetinakely
129 17/02/09 Mifampitady toy ny fo tsy mifankafoy aivetinakely
128 24/02/09 Ataovy fitia jerijery, ka hadino eny ampandehanana ihany. aivetinakely
127 27/02/09 Hambompo manan-toerana fa ny zaza tsy azo ariana. aivetinakely
126 02/03/09 Tojo ny fitia ranon-trambo ka be fiavy fa mora ritra. aivetinakely
125 03/03/09 Tia manandrana ka nahita ny loza tsy takatry ny saina. aivetinakely
124 22/03/09 Sitran-tsy miody tahaka ny tonga olon-tiana. aivetinakely
123 06/04/09 Tsy maty hamamiana toy ny fary lava vangy ny fitiavana niryna
122 06/04/09 Raha maty aho mateza rahavako niryna
121 19/04/09 Antsapaka ny fitiavana, ka samy mandray sy mifaly amin'ny tandrifiny. aivetinakely
120 19/04/09 Mora ny manoro hevitra soloy, fa rehefa mby ankoditra mangovitra ihany. aivetinakely
119 21/04/09 Toy ny famaky mijinja hazo: ka ny ahy momba ny azy niryna
118 25/04/09 Mafy orina tahaka ny vatolampy ny fitiavana, ka tsy azo hozongozonina. aivetinakely
First  < 8 9 10 11 12 >  Last