Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 19/09/05 | nitady toko ka sendra vato, naniry zaza ka tera-dahy | jentilisa |
| 2 | 19/09/05 | Avo ny lanitra ka tsy takatro | jentilisa |
| 1 | 05/04/09 | Ny hafaliana tsy ahombiazana, te-handihy foana mandritry ny andro. | aivetinakely |