• Serasera
  • Namana
  • Tononkira
  • Tononkalo
  • Radiovazogasy
  • Antsary
  • Bizna

Fanoroam-pejy

  • Fandraisana
  • Handray email
  • Amin'ny takelakao
  • Fanoroana
  • Soso-kevitra
  • Fanazavana kely
  • Fidirana

Ohabolana

  • Hampiditra ohabolana
  • Lisitry ny ohabolana
  • Lisitry ny sokajy

Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 70 - 89 amin'ny 89
# Daty Ohabolana Nampiditra
89 13/09/05 Aza manao fihavanan-karena, ka tomany handratra ny sasany hery
88 13/09/05 Tsy nisy nivavaka niankandrefana, fa samy nianavaratra ihany; ny harena mila vintana ka raha tsy anjara, tsy tonga. lanto
87 14/09/05 Miditra amin'ny kiloadoaka dia mivoaka amin'ny makarakara tomgas
86 14/09/05 Trano bongo misy ronono ka sarotra atao (hoe) malahelo. jentilisa
85 16/09/05 Anaran-tany no Ambohimanambola fa ny manana ihany no manana ftma
84 18/09/05 Ny teny malemy maha mora harena McFy
83 22/09/05 Manantena ny efa azo ka tsy mandray ravin-dena jentilisa
82 25/09/05 Tanora ratsy fihary, ka antitra vao ratsy laoka hery
81 25/09/05 Manaram-po fahazaza, ka maka kitay fotsy volo hery
80 25/09/05 Mirediredy toy ny andrian-dany harena hery
79 25/09/05 Lany harena, lany haingo hery
78 25/09/05 Raha lany harena, lany haingo hery
77 25/09/05 Aza manao fo milafin-karena hery
76 26/09/05 Ny teny malefaka mahamora harena jentilisa
75 29/09/05 Izay azo avy amin'ny makarakara dia hivoaka amin'ny kiloadoaka JMR
74 30/09/05 mpandany ny azo tahaka ny zaza mpandova jentilisa
73 01/10/05 Izay mahari-monina tonga efa-dahy jentilisa
72 01/10/05 Aza manantena haren-drahalahy. jentilisa
71 20/10/05 Azaz midera harena, fa nitera-dahy zouzou
70 24/10/05 Rafotsibe naka harena ; hidina toa tsy hahazo, nahazo toa tsy mahazaka zouzou
 1 2 3 >  Last
Concept and Design © Serasera.org: Eugene Hery  RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0432 seconds