Serasera
Namana
Tononkira
Tononkalo
Radiovazogasy
Antsary
Bizna
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Handray email
Amin'ny takelakao
Fanoroana
Soso-kevitra
Fanazavana kely
Fidirana
Ohabolana
Hampiditra ohabolana
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny sokajy
Lisitry ny ohabolana
Search ohabolana
Mampiseho ny 50 - 69 amin'ny 89
#
Daty
Ohabolana
Nampiditra
69
24/10/05
Ny olo, a Andriatahiana, fa ny vola aman-karena Andriamitahy
zouzou
68
25/10/05
manan-karena salasala, ka manao kitamby rongony
zouzou
67
25/10/05
Mpiandry omby volavita : tsy tompony fa mpamerin-doha
zouzou
66
25/10/05
ny hazo avo halan-drivotra, ary ny manankarena halan'olona
zouzou
65
14/12/05
Raha ny mpandany no hanambady ny mpitobaka, lafo hatramin'ny antsiborin-drazana
nyzo
64
16/01/06
Tapotapohan-karena ka mibaby kisoa miampita rano
dadou
63
29/01/07
Manao ondry tsy harena, ka misorona ondry boka
latina
62
26/02/07
Ny harena toy ny volon'orona ;kely alana maharary, be alana maharary
Moundzee
61
11/05/07
Izay lany harena lany haingo.
aivetinakely
60
12/05/07
Rafotsibe mitahiry fanànana, eran'ambatry ka atao telo fonosana.
aivetinakely
59
05/06/07
Mason-tsora ny fananana, ka ny kely ananana no ahiratra.
aivetinakely
58
25/06/07
Na manan-karena tahaka ny inona aza, tsy fanao ny manasa tongo-dronono, na manontsam-bava tantely.
aivetinakely
57
15/10/07
Toy ny mason-tsokina io ka izay kely hanana no ahiratra
niryna
56
22/10/07
Ny vola samy manana fa ny isany no tsy mitovy
niryna
55
27/10/07
Masotsokina ka izay kely hananana no ahiratra
niryna
54
15/05/08
Faniriana ny an-dRaivotatamo : raha mba vadiko, hono, Rainizafinime !
ontsy
53
22/04/09
Ny harena fanjonoam-behivavy, ny voninahitra famandrihan-dehilahy.
aivetinakely
52
30/10/09
Rafotsibe nangataka omby, mahazo fanampi-karena; tsy mahazo, oviana moa ny omby no fangataka?
dangytsmaty
51
18/01/10
Ny hanina hanina fa ny harena mila vintana
08051972
50
23/01/10
Aza manao baby roa toa katsaka
niryna
<
1
2
3
4
>
Last
Concept and Design © Serasera.org:
Eugene Hery
RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0405 seconds