Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 33 - 52 amin'ny 52
# Daty Ohabolana Nampiditra
52 13/09/05 ny lainga toa ny salaka ka ny tena hiany no afatopatony hanta77
51 14/09/05 ny marina miraviravy tsy maharesy ny lainga tsara fototra chipie1
50 21/09/05 Aleo mifanena amin'ny mpamosavy toy izay mifanena amin'ny mpandainga JMR
49 21/09/05 Ny lainga donga takona fa mahia mifanatrika Vetso
48 23/09/05 Aza milaza atsanga tsy aman'orana jentilisa
47 25/09/05 Ratsy tokoa ny lainga, fa ny mpandainga aza tsy tia azy hery
46 25/09/05 Raha foin’ ny vava, tsy misy raorao ; fa hany raoraon’ izany ny lainga hery
45 26/09/05 Lainga sy fitaka tahaka ny ranomasom-boay jentilisa
44 26/09/05 Ny lainga toy ny vary aloha: mahafatra-po fa tsy mahavita taona. jentilisa
43 26/09/05 Omaly ianao nisolanga ho tandrony, anio ianao nisafelika ho sofiny mandrindra
42 26/09/05 Ny lainga mampitsolantsolana andro ilazana fa mampivalomainty raha mifanatrika mandrindra
41 01/10/05 Ny lainga toy ny nify maharary ka ny esorina no mahatsara azy JMR
40 01/10/05 Ratsy tokoa ny lainga fa na ny mpandainga aza tsy tia azy. jentilisa
39 01/10/05 Lainga marivo tototra ka hehezin'ny akoho tokan'anaka. jentilisa
38 01/10/05 ny lainga volombodin'ny mosavy jentilisa
37 01/10/05 ny lainga mora atentina fa sarotra ialana. jentilisa
36 01/10/05 Raofina ihany toy ny lainga, fa raha feno miraraka. jentilisa
35 01/10/05 ny lainga mampisolantsolana andro ilazana, fa mampivalomainty andro ifanatrehana. jentilisa
34 20/10/05 ny lainga toy ny salaka ka ny tena ihany no afatony bozimanga
33 20/10/05 ny lainga toy ny salaka ka ny tompony ihany no afatony bozimanga
 1 2 3 >