Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 18/09/05 | Hazakaza-dava toy ny ombalahy | McFy |
| 3 | 18/09/05 | Maika tsy faingana toy ny dian'ondry | McFy |
| 2 | 01/10/05 | Tsy taitra tsy maika nefa tsy tara | JMR |
| 1 | 11/11/08 | Maimaika toa boka hanambady | Riella |