Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 20/09/05 | aleo mifanao sarotra hihavanana amin'ny ela toy izay mifanao mora hiadiana amin'ny farany | jentilisa |
| 3 | 22/09/05 | ny mitondra tehina mora fa ny mitondra tena sarotra. | jentilisa |
| 2 | 01/10/05 | ny lainga mora atentina fa sarotra ialana. | jentilisa |
| 1 | 15/05/08 | Toy ny zaza nomena ontsy ka dia nihinana. | ontsy |