Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -13 - 6 amin'ny 6| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 6 | 14/03/07 | Ny olona mora soa sy mora ratsy. | niryna |
| 5 | 14/03/07 | Ny olombelona toy ny omby;indray mandry fa tsy indray mifoha. | niryna |
| 4 | 14/03/07 | Mpandrava hefa toa voalavo. | niryna |
| 3 | 14/03/07 | Aza manao toy ny andevolahy mahay valiha; asaina manao tsy mety; noho ny tsy irahina, manao. | niryna |
| 2 | 11/11/08 | Maimaika toa boka hanambady | Riella |
| 1 | 11/11/08 | Sarotiavina toa tain-delo | Riella |