Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -14 - 5 amin'ny 5| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 5 | 02/08/09 | Tsy mahataitra tahaka ny ranomason-jorery, izay miraraka de very. | aivetinakely |
| 4 | 20/09/05 | Tsy mety ny manao ranomaso manetsi-keloka ka ny mamono indray no mamonjy fandriana ary ny mamo indray no miantso polisy. | jentilisa |
| 3 | 21/09/05 | Aza manao ranomaso tsy miaraka amam-paty | Vetso |
| 2 | 21/09/05 | Aza manao ranomaso teren'ny setroka | Vetso |
| 1 | 08/09/10 | Ranomaso teren'ny setroka. | soanja |