Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -14 - 5 amin'ny 5| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 5 | 21/09/05 | Ratsaramiangola no lena fividy kitay ka Rabozimanga no didi-maso amin'ny setroka. | jentilisa |
| 4 | 21/09/05 | Aza manao ranomaso teren'ny setroka | Vetso |
| 3 | 15/05/08 | Malaza ho setroka nefa tsy mihoa-bovonana ! | ontsy |
| 2 | 08/09/10 | Matoa misy setroka dia misy afo. | soanja |
| 1 | 08/09/10 | Ranomaso teren'ny setroka. | soanja |