Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny 46 - 65 amin'ny 145| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 65 | 17/02/10 | Ny làlana misy sisiny, ny akanjo misy sosony, ny kidoro misy sesiny, fa ny teny misy sasiny! | Razatovo |
| 64 | 12/03/10 | Vod mangettr ka ny mihaino ny feony mampme fa mihaino ny fofony mahatezitra !!! | Kdaombaramita |
| 63 | 02/09/10 | Nato ny teny ka mamerna indroa manana ny antitra. | soanja |
| 62 | 08/09/10 | Trano vaky vovonana ka mitondra teny mivoaka. | soanja |
| 61 | 10/09/10 | Sitraka enti-matory ho valiana raha matsiaro | kiriah |
| 60 | 10/09/10 | Ny tsiny HADY lalina tsiriana maha-fanina, ianjeràna maha-faty | kiriah |
| 59 | 10/09/10 | Hady vomangan' i Kirijavola ka tonga dia ny vaomasony no potsirina | kiriah |
| 58 | 13/09/10 | Tongo-bakivaky ka sady marary no maha-menatra | kiriah |
| 57 | 13/09/10 | Ny handrina no tsy naniry volo dia nohon ny henatra | kiriah |
| 56 | 24/09/10 | Ny teny toy ny zipo, ny mahafohy azy no mahatsara azy | Racute |
| 55 | 01/01/70 | ||
| 54 | 01/01/70 | ||
| 53 | 01/01/70 | ||
| 52 | 01/01/70 | ||
| 51 | 01/01/70 | ||
| 50 | 01/01/70 | ||
| 49 | 01/01/70 | ||
| 48 | 01/01/70 | ||
| 47 | 01/01/70 | ||
| 46 | 01/01/70 |