• Serasera
  • Namana
  • Tononkira
  • Tononkalo
  • Radiovazogasy
  • Antsary
  • Bizna

Fanoroam-pejy

  • Fandraisana
  • Handray email
  • Amin'ny takelakao
  • Fanoroana
  • Soso-kevitra
  • Fanazavana kely
  • Fidirana

Ohabolana

  • Hampiditra ohabolana
  • Lisitry ny ohabolana
  • Lisitry ny sokajy

Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 139 - 158 amin'ny 278
# Daty Ohabolana Nampiditra
158 23/01/10 Izaho andrandrana indray ve no anafenana loha sola niryna
157 12/03/10 Vod mangettr ka ny mihaino ny feony mampme fa mihaino ny fofony mahatezitra !!! Kdaombaramita
156 13/05/10 Aza manao loham-boto ka efa fantatra fa tsy omby mbola sisihana ihany. kimbol
155 01/01/70
154 01/01/70
153 01/09/10 Na handeha mbamin'ny lohako aza tsy ho vazaha mihitsy aho rehefa tsy te ho vazaha. soanja
152 02/09/10 Mivadika imaso toa tandrok'ondry. soanja
151 02/09/10 Ondrilahy manantena tampon-kandrina. soanja
150 02/09/10 Adala nomen-tanan'ondry, ka na hosoloana hofany aza tsy omeny. soanja
149 02/09/10 Izay vadana dia kary, na amboako na amboan'olona. soanja
148 02/09/10 Tsy mandray ravin-deno. soanja
147 02/09/10 Tsipolitra ka antitra vao tia sangy. soanja
146 02/09/10 Lolokely an-tanin'andro. ka hivelabelatra dia izy ihany, hikombokombona dia izy ihany. soanja
145 02/09/10 Tsy ny fangilohilon'ny voantay na ny fahavasoky ny voangory. soanja
144 02/09/10 Androngo milanja lolo, ka tsy ny hohanina fa ny hoderain'ny hafa. soanja
143 07/09/10 ny resaka raha tsy atao foana ny mamerina azy no tsy efa kiriah
142 01/01/70
141 01/01/70
140 01/01/70
139 01/01/70
First  < 5 6 7 8 9 >  Last
Concept and Design © Serasera.org: Eugene Hery  RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0722 seconds