Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -10 - 9 amin'ny 9| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 9 | 11/06/09 | tonga vahiny fahavaratra, , ny mandoto trano indray no tolorana sakafo | bobone |
| 8 | 29/09/05 | Mahatsara vahiny toy ny takariva mena masoandro | jentilisa |
| 7 | 25/07/09 | Vahiny tsy nampoizina, na manam-boninahitra aza miala tsiny. | aivetinakely |
| 6 | 25/05/06 | Ny anatra vahiny: tiana, mody mandry; tsy tiana, mitampody | rapala |
| 5 | 08/09/10 | Vahiny tsy manan-tsisa ka isan'ny noana. | soanja |
| 4 | 08/09/10 | Tsy ny sakafo any no maharaikitra ny dia , fa ny veloma atao. | soanja |
| 3 | 08/09/10 | Roborobo no an'ny vahiny, fa ny tompon-trano no mandraoka ny lavenona. | soanja |
| 2 | 01/01/70 | ||
| 1 | 01/01/70 |