Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 02/12/09 | Rasazy tampo-pahaizana ka antitra indray vao mangarombody | Ratianakel |
| 3 | 02/12/09 | Ratsy tarehy be vody, tsy avelan'ny vodiny ho very | Ratianakel |
| 2 | 02/12/09 | Sola mangery diavolana, tsy fantatra ny loha sy ny vodiny | Ratianakel |
| 1 | 02/12/09 | Aza manao toy ny vilany, ny vody efa main'ny afo nefa ny hanina lanin'ny sasany | Ratianakel |