Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -8 - 11 amin'ny 11| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 11 | 18/09/05 | Aza mamelon-jana-baratra andrao iriatany | McFy |
| 10 | 18/09/05 | Aza lozabe manana anaka, andrao tsy manan-dray ny zaza | McFy |
| 9 | 21/09/05 | Mamy ny zanaka, fa raha manaikitra nono, akifika ihany | JMR |
| 8 | 21/09/05 | Ny zanaka mahafoy ray aman-dreny, fa ny ray aman-dreny tsy mahafoy zanaka | JMR |
| 7 | 26/09/05 | vorondolo mitera-boromanga | JMR |
| 6 | 26/09/05 | Tsy zokiny fa zanak'antitra : vato namelan-kafatra | JMR |
| 5 | 28/09/05 | Ny adalan'ny olona ihomehezana fa ny adalan'ny tena anarina | JMR |
| 4 | 29/09/05 | Ny mitera-dahy mahazo mpanapaka angady, ny mitera-bavy mahazo mpamaky siny | JMR |
| 3 | 29/09/05 | Ny ray aman-dreny no masoandro amam-bolana ka lolohavina eo an-tampon'ny loha | JMR |
| 2 | 08/05/07 | Tsisy mamy toy ny zanaka, fa raha manaiki-non akifika | ikalamako |
| 1 | 10/05/07 | Ny antry ny ray toy ny tsipak'ombalahy;mahavoa mahafaty, tsy mahavoa mahafanina. | niryna |