Ohabolana nampidirin'i Razatovo
Mampiseho ny -12 - 7 amin'ny 7| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 7 | 17/02/10 | Vitam-boka ka tsy azo ianteherana. | Razatovo |
| 6 | 17/02/10 | Ny làlana misy sisiny, ny akanjo misy sosony, ny kidoro misy sesiny, fa ny teny misy sasiny! | Razatovo |
| 5 | 17/02/10 | Atoandro fitery ronono, ka ilaozan'ny omby mihahaka | Razatovo |
| 4 | 17/02/10 | Aza maika ohatra ny boka hanambady! | Razatovo |
| 3 | 17/02/10 | Hanky va re! hoy ny Synoda | Razatovo |
| 2 | 17/02/10 | Aoka tsy hanao toy ny mpirafilahy miray fandriana, ka tsy afaka hiray lamba, na samy te-hiady amin'ny hatsiaka aza. | Razatovo |
| 1 | 17/02/10 | Aza miveraka! | Razatovo |