Ohabolana nampidirin'i jajaf401
Mampiseho ny -14 - 5 amin'ny 5| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 5 | 02/01/06 | Rafotsibe kendam-bomanga, maty noho ny nasesiky ny tanany! | jajaf401 |
| 4 | 16/09/05 | Ny tsy itenenan-dRavato hono no angerezan-dRavorona eo amboniny | jajaf401 |
| 3 | 16/09/05 | Be resaka sahala amin'ny any Ambositra | jajaf401 |
| 2 | 16/09/05 | Antibavy nivikin-tatatra ka hanitatra ny efa nikombona. | jajaf401 |
| 1 | 16/09/05 | Sahirana amin'ny zavatra tsy an-tena toy ny akoho nitarika zana-gana! | jajaf401 |