Ohabolana nampidirin'i latina

Search ohabolana
Mampiseho ny 438 - 457 amin'ny 497
# Daty Ohabolana Nampiditra
457 06/02/07 Mpitovo mananatra ny mpanambady, ka hendry tsy manan-ko an-tena. latina
456 06/02/07 Saro-po manan-tokana, ka tsy manan-droa hamolahana latina
455 06/02/07 Mitranga matetika ohatra ny fifandiran'ny mpivady latina
454 06/02/07 aza misorom-bady an-trano fa ny tena ihany n ho trany latina
453 06/02/07 Miady maraina, tsara hariva; miady hariva, tsara maraina, toy ny mpivady latina
452 06/02/07 tsy ny donak'afo no mahafana ny trano, fa ny mpivady mifanara-draharaha latina
451 06/02/07 aza tsy tia vady, fa tsy ny voalohany no vady, fa ny farany latina
450 06/02/07 aleo adala tena toy izay adala renianaka latina
449 06/02/07 aza mitsiriri-bady voky latina
448 06/02/07 toy ny reni-hao, ny vavy indray no malaza. latina
447 06/02/07 Ny tokantrano tsy ary mitovy latina
446 06/02/07 Izay manjo vady, manjo tena latina
445 06/02/07 tiam-bady ka mahay miresaka latina
444 06/02/07 Raha tanora tsy ho jejo dia aleo maty ho razana latina
443 06/02/07 R latina
442 06/02/07 Ny fingodongodonao dia soa, fa ny henamaso anao raha tonga no tsy afako latina
441 06/02/07 totofany lainga ka dia miaritra ihany, ilazany ny ampitso lava ka dia miramirana latina
440 06/02/07 zatovo miavon-tsahala ka tratry ny akory izao! latina
439 06/02/07 Izaho tsy manambady afa-tsy rainisambaina latina
438 06/02/07 manambady ny lava, tsy mindran-tohatra intsony, manambady ny fohy, mitahiry tapak'aponga, manambady ny lozabe, mitahiry varatra an-trano latina
 < 1 2 3 4 5 >  Last