Serasera
Namana
Tononkira
Tononkalo
Radiovazogasy
Antsary
Bizna
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Handray email
Amin'ny takelakao
Fanoroana
Soso-kevitra
Fanazavana kely
Fidirana
Ohabolana
Hampiditra ohabolana
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny sokajy
Ohabolana nampidirin'i mandrindra
Search ohabolana
Mampiseho ny 20 - 39 amin'ny 39
#
Daty
Ohabolana
Nampiditra
39
10/01/06
Ny nenina tsy ao aloha hananatra fa ao aoriana handatsa
mandrindra
38
11/10/05
Aza te ho derain'ny alika ka mikiky taolana tsy misy hena.
mandrindra
37
11/10/05
Faran'ny omby ny hena, faran'ny teny ifanatrehana
mandrindra
36
11/10/05
Mahatoky ody voalavo angaha ianao no manao hena anjorondamba?
mandrindra
35
11/10/05
Aiza no dia ho anao avokoa ny valala manatody sy ny fandria-maraina.
mandrindra
34
11/10/05
Toy ny valala voatango ka very fanahy mbola velona
mandrindra
33
11/10/05
Valala an-tany mena na tapak'elatra aza tsy lany pika.
mandrindra
32
11/10/05
Vitsika nahazo valala, tonga ny entana fa ny vava no tsy omby
mandrindra
31
10/10/05
Anarantany no ao Ambohimanambola fa ny manana ihany no manana
mandrindra
30
10/10/05
Miriorio foana toy ny angidina ka any ankady no hiafarana.
mandrindra
29
10/10/05
Salasalany toy y akotrilahy : arahabaina tsy andriana, avela miakanjo jaky.
mandrindra
28
10/10/05
Enti-tsy zaka, avela tsy foy
mandrindra
27
10/10/05
Vidin-tsy azo, alaina mora foana
mandrindra
26
10/10/05
Varotra tsy raikitra tsy maharatsy fihavanana
mandrindra
25
10/10/05
Aza mivarotra saka beloha
mandrindra
24
10/10/05
Tsy mahalala biby afa tsy ny sahona
mandrindra
23
09/10/05
Ny teny toy ny tsinay raha rohitina mahafeno tay
mandrindra
22
09/10/05
Ny teny toy ny atody raha fohy manan'elatra
mandrindra
21
26/09/05
Lamba ny fanambadiana ka raha vao dia rehareha
mandrindra
20
26/09/05
Ny fanambadiana toy ny jiafotsy : raha vao tia kasokasoka, rehefa tonta tsy hilaozandromoromo
mandrindra
1
2
>
Concept and Design © Serasera.org:
Eugene Hery
RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0416 seconds