Serasera
Namana
Tononkira
Tononkalo
Radiovazogasy
Antsary
Bizna
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Handray email
Amin'ny takelakao
Fanoroana
Soso-kevitra
Fanazavana kely
Fidirana
Ohabolana
Hampiditra ohabolana
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny sokajy
Ohabolana nampidirin'i niryna
Search ohabolana
Mampiseho ny 770 - 789 amin'ny 809
#
Daty
Ohabolana
Nampiditra
789
24/04/11
Mirirodrirotra toy ny vorodamban'ikala adala
niryna
788
24/04/11
Valalan 'alika ka ny tompony aza tsy tia.
niryna
787
24/04/11
Ikala fohy mizaha lanonana, ka efa mody vao hitan'ny olona.
niryna
786
24/04/11
Raha avy ny "tokoa",,dia lavitra ny lainga
niryna
785
24/04/11
Ny ditra mahakeli-ray.
niryna
784
24/04/11
Manjora mitsilany ka miverina any amin'ny tompony
niryna
783
24/04/11
Ny fatra mpandaha ihany no manaiky
niryna
782
24/04/11
Matety mpihavy toy ny akohokely misotro rano
niryna
781
24/04/11
Ny fo ranomafana,ny tendrom-po tsy mba namana
niryna
780
24/04/11
MItari-drano an-kilahila:ny mitobaka no be noho ny mizotra
niryna
779
24/04/11
Aza tomany homana toy ny ankohokely
niryna
778
24/04/11
Izay manjo vady,,manjo tena
niryna
777
04/11/10
Ny ory tsy havan'ny manana.
niryna
776
04/11/10
Mivahiny amin-kava-malahelo,ka saron'afo no hita.
niryna
775
04/11/10
Vato navalavalan'ny voay: ny nivalavalanana tsy nipoitra,ny navalavala tsy ny nivoaka
niryna
774
04/11/10
Rom-boay:Izay mahasahy homana
niryna
773
04/11/10
Voalavo no velona akaiky ny lavany
niryna
772
04/11/10
Trandraka mivelavina an-tany mena ;izay volon-tany no arahina
niryna
771
04/11/10
Zanak'omby masiaka ,tsy matahotra an-dreniny
niryna
770
04/11/10
Toy ny tongotra vakivaky ka sady maharary no mahamenatra
niryna
<
1
2
3
4
>
Last
Concept and Design © Serasera.org:
Eugene Hery
RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0942 seconds