Ohabolana nampidirin'i niryna

Search ohabolana
Mampiseho ny 50 - 69 amin'ny 809
# Daty Ohabolana Nampiditra
69 17/03/07 Raha tiana ny vady, ny ravozana no tsinjovi-mandefitra niryna
68 17/03/07 Aza manao ranomaso afefy heloka. niryna
67 17/03/07 Tain'alika ka ny avo ihany no tovonana. niryna
66 17/03/07 Mangalatra an-tsena ka mihaiky ny ambanilanitra. niryna
65 17/03/07 Mandihy lava volokelika: mahay manantsiny, tsy mahay manantsiny. niryna
64 17/03/07 Vary vokatr'ibetsimitatatra, ka na tompony na tsy tompony samy mitazana avokoa. niryna
63 17/03/07 Fatra pitady izay tany tsy misy fasana ka sendra izay mihinana olona niryna
62 17/03/07 Maimay hivady ka dodona hisaraka. niryna
61 17/03/07 Tsy mena-tsy tana toa lakan-jejo niryna
60 17/03/07 Menatra ny efa nisaraka ka mitsanga-miankina ihany. niryna
59 17/03/07 Raha tiana ny vady, ny rafozana no tsinjovy manefitra niryna
58 17/03/07 Toy ny voatavo tsy mifandraka, fa zazabodo niryna
57 17/03/07 Aza manao toy ny boka manjono: mifanena samy malama. niryna
56 17/03/07 Tsy mety raha miala maina toy ny mandevina amboa. niryna
55 17/03/07 Very an-trano toa fanjaitra. niryna
54 17/03/07 Toy ny rivotra an-kadilalana;ny ho avy avy, ary ny tsy avy misesika ihany. niryna
53 17/03/07 Ny vato natao hiafenana no namosaka antsoro maina. niryna
52 14/03/07 Aza mitomany ny randrana manendrika ny hafa niryna
51 14/03/07 Didy maso tsara ondana ka tafandry manana aretina. niryna
50 14/03/07 Angady tokana;raha tapaka tsy misy hanakambanana azy indray. niryna
First  < 36 37 38 39 40 >  Last