Ohabolana nampidirin'i razooz
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 28/11/05 | Mitabataba tonga rafozana, atody akoho no laoka ka famaky no tadiavina | razooz |
| 3 | 28/11/05 | Akoholahy mitsoaka papango, tsy tahotra fa tsiaro ny fahiny | razooz |
| 2 | 28/11/05 | Izay maharitra vady handriana | razooz |
| 1 | 28/11/05 | Miraparapa ohatra ny olona tsy misy maso ka tafintohana mitatao vovonana | razooz |