Ohabolana nampidirin'i walte
Mampiseho ny -11 - 8 amin'ny 8| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 8 | 18/10/10 | Raha mbola hisy koa ny farany dia tsy ho foana ny fanantenako | walte |
| 7 | 18/10/10 | Ny tsigny haragna avo, ny fondro vato malama | walte |
| 6 | 29/04/10 | Ny tsiny tsy misy maso fa mahita, tsy manantandroka fa manoto, tsy manana nify fa manaikitra, an-koditra vao mahangoly | walte |
| 5 | 06/04/10 | Sotroranon'akoho, ka izay kely azo no andraindraina | walte |
| 4 | 22/02/10 | "Vivy nanitrika ka bongo mason'ny nahiny" | walte |
| 3 | 28/01/10 | Ny anateran-kira indray no milaza tsy mahay. | walte |
| 2 | 22/01/10 | Rafotsibe nadika tatatra, mampalalaka ny efa nikombona. | walte |
| 1 | 22/01/10 | Zanaka tiana, tsy itsitsiana ratsan-kazo | walte |