Ohabolana nofidina
Ny olombelona voatr'ampangoro, ka mifandimby ambony sy ambany
Nampidirin'i : eugene
Hevitra mandeha
niryna (05/03/2007 04:35:00)
Toy ny kodiaran-tsarety ny fiainan'ny olombelona ka anio ianao mety ho tsara ny fiainana fa rahampitso kosa mety ho hafa.Mifamadibadika ny fiainana ka aza manao ho tsindrio fa lavo