Ohabolana nofidina
Izay mahavangivangy tian-kavana.
Nampidirin'i : lanto
Hevitra mandeha
tafita (16/09/2005 22:43:20)
Io de toa efa tsy fiteny loatra amin'izao fotoana izao satria , amin'izao dia ny mifanohotra no hita : Izay mahavagivangy , manahirana havana ; izany hoe raha enao mazoto mamangy ny havana de fantaro fa hanahirana azy enao avy eo ary hiharatsy hatramin'ny fandraisana anao aza . Taloha angamba de ekena fa amin'izao de tsy de lasa lavitra intsony io fiteny io