Ohabolana nofidina
Mpiandry omby volavita: tsy tompony fa mpamerin-doha.
Nampidirin'i : ftma
Hevitra mandeha
ftma (19/09/2005 11:37:17)
entina milaza ny olona tsy tompon-javatra akory fa mpikarakara fotsiny.