Ohabolana nofidina
Zanaka tiana tsy hitsitsiana rotsan-kazo
Nampidirin'i : McFy
Hevitra mandeha
bododo (21/08/2007 14:12:05)
Raha ilaina ny ikapohana ny zanaka amin'ny rotsan-kazo mba hialàny amin'ny ditra sy ny toetra ratsy, dia atao izany noho ny iftiavana azy, ho lasa olom-banona