Ohabolana nofidina
Andevolahy namosavy tompo, nahazo hena indray manokona fa tapa-taona miongo-bolo ihany.
Nampidirin'i : jentilisa
Hevitra mandeha
narjer (17/04/2007 19:28:56)
izany hoe faly izy satria hamonoana omby amin'ny fiandrasana ny tompony saingy aty aoriana kosa izy tsy hanana hoanina satria maty ny tompony.