Ohabolana nofidina

Andevolahy mampirafy, ka intelo mihosin'akondro

Nampidirin'i : McFy

Hevitra mandeha

narjer (17/04/2007 19:32:12)

intelo mihosin'apombo fa tsy mihosina akondro.
fanazavana: intelo izy no mitoto vary izany hoe vary ho an' ny tompony , ny vadiny ary ho an' ilay sakaizany.

Hametraka hevitra

Midira aloha