Ohabolana nofidina
Vary lena voatoto ka samy te-ho lohany
Nampidirin'i : jentilisa
Hevitra mandeha
jentilisa (01/10/2005 09:44:36)
matetika ny tsy mahay indrindra no mahazo ny toerana mendrika azy.
Vary lena voatoto ka samy te-ho lohany
matetika ny tsy mahay indrindra no mahazo ny toerana mendrika azy.