Ohabolana nofidina
Efa mahatsangy no ary!
Nampidirin'i : jentilisa
Hevitra mandeha
jentilisa (14/10/2005 17:22:26)
Efa mahatsangana na maharina tokantrano sy mahay mihary ho an'ny tenany sy ny ankohonany!
Efa mahatsangy no ary!
Efa mahatsangana na maharina tokantrano sy mahay mihary ho an'ny tenany sy ny ankohonany!