Ohabolana nofidina
Aza mitsentsitra toa dinta homan'omby.
Nampidirin'i : jentilisa
Hevitra mandeha
jentilisa (14/10/2005 17:24:22)
ny dinta no mampahia ny omby. Ilay madinika mitsentsitra indray io, nefa ratsy kokoa azy ny vitany.
Aza mitsentsitra toa dinta homan'omby.
ny dinta no mampahia ny omby. Ilay madinika mitsentsitra indray io, nefa ratsy kokoa azy ny vitany.