Ohabolana nofidina
Hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny vaniny anie ianao!
Nampidirin'i : jentilisa
Hevitra mandeha
jentilisa (14/10/2005 17:19:24)
Tso-drano malagasy izay hafa ny fandraisan'ny olona azy. Ny vaniny dia amin'ny fary tsy fihinana, ahifika iny!
ny tonony kosa dia amin'ny hazo izay sarotra kapaina na tsofaina.
Izany hoe mahalala ny sarotra amin'izay ilay olona ka tsy ho kivin'izany.