Ohabolana nofidina
bao tsy mivily
Nampidirin'i : jentilisa
Hevitra mandeha
jentilisa (14/10/2005 17:16:05)
ny mitondra entana indrindra fa mavesatra dia tsy miodina raha mifanena amin'ny olona tsy mitondra na inona na inona. Anjaran'ity farany no mihataka raha tsy te-ho voadona