Ohabolana nofidina
aleo kapohina an-dalana toy izay resy an-kabary
Nampidirin'i : jentilisa
Hevitra mandeha
jentilisa (14/10/2005 17:12:25)
Tsy maty ambavany ny Malagasy. Zavatra tsy tanty izany voakapoka an-dalana izany saingy eo amin'ny Malagasy dia mbola tsy zaka mihoatra izany ny resy rehefa misy ady an-kabary. Taloha moa teny misy mihitsy izany rehefa tsy mahay ny mpikabary dia tsy azo ny vehivavy saiky halaina ho vady. Dia tahaka izay ilay izy e!