Ohabolana nofidina
Manambady traky nify atao aloha mitsy @ olona, atao aoriana sao manaikitra ny tena.
Nampidirin'i : naritsimba
Hevitra mandeha
njivo (03/11/2010 11:26:34)
mitsiky no izy fa diso fandika io
"Manambady traky nify atao aloha mitsiky @ olona, atao aoriana sao manaikitra ny tena."
rakaze (30/04/2006 11:14:27)
inona ny dikan'ny teny hoe: mitsy? (mitsy?amin'olona?)
rakaze (30/04/2006 11:13:29)
inona ny dikan'ny teny hoe: mitsy? (mitsy?amin'olona?)