Ohabolana nofidina
Ze misa valany feno ero
Nampidirin'i : roscarb
Hevitra mandeha
Yranto (21/09/2006 22:22:01)
Ny tiana lazaina eto izany dia hoe arakaraky ny zavatra hataonao ihany no mety mahavoa na mahafaty antoka anao eo amin'ny fiainana. raha teny malagasy ofisialy dia azo adika hoe "Izay milalao vilany feno arina". izay no manakaiky ny tina ambara