Ohabolana nofidina

alika mivovo, tsy siaky fa tahotse

Nampidirin'i : roscarb
Sokajy :
Vezo, Sokajy rehetra,

Hevitra mandeha

Etienne (28/05/2006 08:19:57)

Ty ahy hevitsiko lafa gnolo ro mahamenimeny lako loatsy de misy raha iraragnany gnao zay. Sady mba magnabe ai koa lehy soa atao hoe mahasake ie nefa vava ataony io mba hatahoran'olo aze amin'ny faiblesse anagnany igny. Oh: gnalika lehe ka raha mahasake OMBY ie magnia charette mbeo regny va ?? Taoko soa hatao hoe ie ro tompon'ny tana andalovan'ny charette igne.
Sûr koahy ry zalahy

Hametraka hevitra

Midira aloha